lundi 19 août 2019


Textes
Titres
Interprètes
Posteurs

Vous recherchez des paroles de chansons
   


Tohizo Ihany

Télécharge la Sonnerie de "Tohizo Ihany"

Interprete : AMBONDRONA

Langue : Portugais
Genre : Pop Rock
Auteur : beranto
Compositeur : beranto
Année : 2006



Texte :

TOHIZO IHANY

Miezaha mafy foana
Ahatratra ireo tanjona
Manàna herin-tsaina,manàna herim-po

Ny làlana ho diavina
Mbola ho lavitra
Miha sarotra koa,mmh!mmh !mmh !

Bridge:
Na dia eo aza izay,manao ratsy fanahy
Mivavaha aloha,mivonona,mijoroa!!

Chorus:
Ataovy ambony,aloe ho tony
Ny saina, ny fo, ny fnahy
Tsy ho reraka ianao tsy ho kivy koa
Tohizo ihany,ho mpandresy hatrany

Raha hitady izay ho namana
Mba hiara-dalana
Hifanohana,hifanome soa

Ny ray ao ambony hitahy
Ho lavitra fakam-panahy
Hanjaka ny fitiavana, mmh!mmh !mmh

Bridge!.....
Chorus!....

Manàna fo madio
Aza manenjika,sao renrika

Ny saina ratsy hisolo
Ireo toetra ratsy,hiova manontolo
Ka ho mpandresy
Daholo,ouh!ouh!

Toniny:Beranto
Feony:Beranto



Poster par : maharosoa

 
Erreurs, Ommission ou contenu illégal.







Autres chansons de :
AMBONDRONA
tohizo ihany
hijery anao

© 2013 - Paroles.zouker.com - Texte soumis aux Droits d'Auteur.
Réservé à un usage privé ou éducatif.


Partager Share/Bookmark






 Options
- Imprimer le texte : Tohizo Ihany
- Envoyer le texte : Tohizo Ihany à un(e) ami(e)
- Autres chansons de : AMBONDRONA
- Acheter le cd ou titre
- Télécharge la Sonnerie de "Tohizo Ihany" pour ton Portable
- Toutes les sonneries de : "ambondrona"


Top Genres :
Top Langues :